|
|
|
|

Entry1  maka rivotra
Elementary words  2  maka, rivotra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Explanations in English  5  To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Examples  6  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#]

Updated on 2023/04/16